Tuesday, December 22, 2009

Mirary fety sambatra - Réveillon 2009

Réveillon 2009

Pour ceux qui ne comptent pas s’ennuyer chez eux ce 31 décembre, Agape vous propose un réveillon entre amis.

Détails du programme à relayer plus tard mais voici un avant-goût : Culte (proposition réveillon à Mandriambero pour quelques heures) et ensuite, hirahira, masikita, ps 3, billard, resadresaka, film, scrable, chimie, mathématique…

Si vous n’avez encore rien prévu et si çà vous tente, come !

Mirary FeTy SamBaTRa

Faly mirary fety sambatra ho antsika rehetra mpikambana, namana, fianakaviana na alavitra na akaiky ny Agape.



Aza adinontsika ny anton’ny nahatongavan’ny Tompo Jesosy tety an-tany ary ny maha-zavadehibe izany ho famonjena antsika.

Vision - Mission - Objectif

Tamin’ny fankalazana ny faha-11 taona ny Agape, dia nanao fampianarana momba ny tokony hananan’ny olona tsirairay vision, missions ary objectifs amin’ny fiainany I zoky Marcellin. Indrindra eo amin’ny fanompoana ny Tompo.

Tena fampianarana tsara io hafahan’ny tsirairay mieritreritra tsara hoe inona moa no anton’ny namoronan’ny Tompo ahy ety an-tany. Fotoana koa angambany izao hietreretana tsara ny vision tian’ny Tompo hitondrana ny fikambanana.

Hitanay fa tsara aloha no mandinika ireo “personage” ao amin’ny baiboly izay nosafidian’Andriamanitra hanao ny sitrapony. Samy ni-présenter olona tsirairay ny mpikambana.

Izao ary ny résumé kely raha mahaliana anao. Tsy feno fa somary atao hoe sombiny kely ihany. Afaka maka fotoana manokana andinihina izany isika tsirairay avy, ary tsara indrindra koa ny mandefa “commentaries” etsy ambany raha misy hevitra tsy afaka nambara :

Josoa (présenté par Haga)
Nofidian’Andriamanitra hitondra ny zanak’Israely hakany amin'ny ny tany kanana. Olona nanana fahasahiana i Josoa, courageux, voatery niatrika ady maro na tao amin’ny fireneny ihany na teo amin’ireo fahavalo tamin’ny lalana nalehany. I Josoa dia nasaina nizara ny tany Kanana tamin’ny foko 12 ny Israely. Nanao fanekena teo anatrehan’Andriamanitra sy ny vahoaka izy fa tsy hanompo andriamanikafa afa-tsy Jehovah irery ihany. 110 taona izy vao maty ary azo natao hoe nahavita sy nahatoky tamin’ny asany. Natao ho mpitondra, leader I Josoa.

Samoela (présenté par Laza)
Vao tany ambohoka I Samoela dia natokana ho an’Andriamanitra. Natao hanompo an’I Jehovah tao Silo ary rehefa feno 8 taona monja dia notendrena ho mpaminany. I Samoela koa no mpitsara farany teo amin’ny zanak’Israely ary notendren’Andriamanitra hanendry ireo mpanjaka tamin’izany fotoana izany, toy an’I Saoly, I Davida.

Solomona (présenté par Iony)
Mpanjaka zanak’I Davida. Ny tena nampiavaka azy dia ny fahendrena nananany nitondrana fanjakana. Nisafidy fahendrena izy mihoatra ny harena sy ny voninahitra ka dia nomena azy daholo izany rehetra izany. Izy no notendrena hanangana ny Tempoly tao Jerosalema. Fahendrena, fahaiza-mitantana ary voninahitra no nampiavaka io mpanjaka io. Ny naha-solafaka azy anefa dia teo amin’ny filana sy ny vehivavy izay nanompo andriamanikafa.

Elia (présenté par Jaona)
Elia mpaminany dia natao hananatra ny zanank’Israely sy ireo mpanjakany ny amin’ny andriamanitra tsy izy. Izy dia olona nahery fo, ary nahery nivavaka ka nanao fahagagana maro toy ny orana izay nihantona nandritry ny 3 taona ary avy eo nilatsaka indray. Feno herin’Andriamanitra i Elia, nefa olona somary “solitaire” ka nisy fotoana efa saika “dépressif”. Naneho ny fisiany sy ny mbola fananany olona maro anefa Andriamanitra. I Elia dia nampiakarina velona tany an-danitra.

Estera (présenté par Sylvia)
Voafidy ho vadin’ny mpanjakan’ny Persiana sy ny Mediana Ahaseorosy I Estera. Nataon’Andriamanitra tamin’io toerany io izy mba hamonjy ny fireneny tamin’ny fahavalon’I Jiosy, Hamana. Nanafina ny maha-jiosy azy izy, araky ny torohevitry ny dadatoany mandrampahatongan’ny fotoana izay nilazany tamin’ny Mpanjaka ny fikasana ratsy ataon’ireo fahavalony. Namoaka lalàna I Estera mba hahafahan’ny Jiosy miaro-tena, ary koa ho fahatsiarovana ny andro namonjena azy ireo tamin’ny tanan'ny fahavalo.

Jeremia (présenté par Pasitera)
Teo amin’ny fahatanorany no nofidiana ho mpaminany I Jeremia. Nasaina nitondra ny zanak’Israely niverina amin’I Jehovah Andriamanitra no tena votoatin’ny mission’I Jeremia. Nanambara faminaniana sy fampitandremana izy, ny loza hahazo an’I Jerosalema koa noho ny fandikany ny lalan’Andriamanitra, ary fanambarana fanantenana ao aorian’izany fisedrana rehetra.

Daniela (présenté par Lalaina)
Anisan’ireo tovolahy tsara firazanana teo amin’ny Jiosy nentina babo tany Babylona I Daniela. Niavaka izy teo amin’ny fahaizany, sy ny fahatahorany an’Andriamanitra. Nomen’Andriamanitra fanomezam-pahasoavana mamantatra nofy ary maminany I Daniela. Ankoatry ny faminaniana nomena ireo mpanjaka tamin’ny andro niainany dia nanambara faminaniana ny amin’ny farany I Daniela.

Petera (présenté par Domoina)
Mpanarato tamin’ny andron’I Jesosy I Petera ary nofidiny hoe : hanarato olona rehefa niantso azy Izy. I Petera dia olon’ny fo, mafana fo ary feno fitiavana an’I Jesosy. Niavaka foana izy tamin’ny rehetra noho izany. Noho ny fanekemponoana nataony nilazany fa I Jesosy no Kristy Zanak’Andriamanitra dia nolazain’I Jesosy fa izy no Petera, vatolampy hanorenana ny fiangonana. Tamin’ny resaka nataon’I Jesosy tamin’I Petera dia nambarany azy ny asany dia ny hamahana sy hiandry ny ondriny. Azo atao hoe I Petera no evangelista voalohan’ny tao aorian’ny niakaran’I Jesosy tany an-danitra.

Timoty (présenté par Aina)
Notazain’ny reniny sy ny renibeny tamin’ny fivavahana hatramin’ny mbola fahazazany I Timoty. Tao amin’ny fahatanorany no nosafidin’I Paoly, izay rainy ara-panahy izy, mba hanana andraikitra maro ao amin’ny fiangonana indrindra ny hamerina azy ireo amin’ny fampianarana marina. Hafatra manokana ho an’I Timoty ny mba ho fianarana ho an’ny mino, indrindra eo amin'ny fahatanorany.

(... mbola hitohy)

28 novembre : Mariage Harizaka & Haingo

Le 28 novembre dernier, ce fut la célébration du mariage religieux de Harizaka & Haingo.

Quelques photos d'zamoureux :)





Love, love, love...lol

Fahatsiarovana / Manantsoa

Araky ny efa fantatry ny maro dia nodimandry i Manantsoa, mpiara-mivavaka amintsika teo amin’ny 26 taonany.

Nampalahelo raha amin’ny maha-olombelona. Ny azo atao hoe fianarana lehibe ho antsika anefa dia teo amin’ny fotoana nialany aina dia nolazain’ny fianakaviana fa efa tena vonona tsara izy. Ary izy indray ary no nampahery ny tsirairay, nilaza izy hoe : Courage fa efa hitako Jesosy.

Aoka anie mba hitandrina ny diatsinka hatrany isika tsirairay mba ho vonona hiatrika ny Tompontsika amin’ny fotoana iantsony antsika tsirairay.

Tsarovy ambavaka ny fianakaviany ary indrindra ny reniny.

8 au 20 novembre / Tanora Mandresy : Seminera Vonjeo ny fianakaviana

Fikambanana 5 teo ho eo no nivondrona tamin’ny anarana hoe « Tanora Mandresy ». Io vondrona io no niara-nikarakara ny seminera Vonjeo ny Fianakaviana tao amin’ny Palais Des Sports (Petit Gymnase) ny 8 ka hatramin'ny 20 novembra lasa teo.

I zoky Eddy moa no nanao ny fampianarana fa tanora sy fikambanana maro kosa no nasaina nanentana.


Tarika Levita - 2ème jour

Ny Agape nanao mimes izay niaraka tamin’ny hiran’ny Lifehouse. Amin'ny manaraka asiana sary fa ito aloa ny version originale

Fitoriana sy fitaizana ho an’ny tanora no tanjona tamin’izany. Ary isaorana ny Tompo fa azo atao hoe tratra ny tanjona, 500 teo ho eo ny isan’ny olona nanatrika.

Angatahana vavaka amintsika ny mba hitomboan’ny voa nafafy, indrindra ho an’ireo olona nanolo-tena. Betsaka tao ao aorian’ireny fampianarana ireny no mbola mangetaheta, raha azo ny tatitra avy amin’ny tompon’andraikitra.

Isaorana isika rehetra tamin’ny fanotronana sy ny fanoloran-tena fandraisana anjara.

Article sur Moov : Aimer oui... mais comment ? Grande question, n'est-ce pas ?

Sunday, August 09, 2009

Ampahitrizina 25-26 juillet 2009

Chers amis, lecteurs,

Quelques photos et quelques lignes de notre dernier week end d’évangélisation à Ampahitrizina.

Le week-end a été organisé avec les quelques mpiandry de l'église FJKM du village.

Ampahitrizina est situé à 30-45 minutes de Talatan'ny Volon'ondry. Les gens vivent de la culture de riz, de l'oignon et de l'ail principalement. Le village est entouré de plusieurs groupes de maison ou d'autres villages.

Nous avons consacré la journée du samedi 25 juillet aux portes-à-portes. Pour rejoindre les villages voisins, nous avons beaucoup marché, grimpé des montagnes et avons apprécié un merveilleux paysage. Certains ont été tentés de pique-niquer...

Presque toutes les maisons visitées ont acceptées de nous recevoir. Pour quelques uns, nous avons eu l'occasion de discuter longement au sujet de la foi, de la vie après la mort... Nous avons constaté malheureusement des discordes entre les chrétiens du village.

En fin d'après-midi, vers 17h, nous avons tous rejoints l'église pour le culte avec les enfants. Plus de 100 enfants et adolescents sont venus. Faute d'animateurs externes, Domoina, Ando et Lilia ont fait don de leurs superbes talents !

Le film 'Vavahadin'ny Lanitra' a été ensuite projeté, précédé de quelques chants et animation. La soirée a été clôturée par un appel à la repentance et au choix de suivre Jésus.

Le dimanche matin, nous avons participé à l'animation du culte avec le pasteur.

Conclusion après ce week-end, nous espérons revenir ! Les gens ont besoin de Jésus. Et nous, encore plus. Malgré le fait qu'à certains moments de la journée, nous (les femmes surtout:) nous sommes laissés emportés dans différentes discussions, nous sommes convaincus que notre réussite demeurre dans la communion avec Jésus et la plénitude de son Esprit. Que tout est en vain sans cette soif d'être uni en Lui.

Prions :
- Rendons gloire à Dieu pour sa grâce et sa présence durant ce week-end
- Pour les gens qui nous ont reçus et écoutés pour que Dieu agisse dans leur cœur
- Pour que le pardon et la fraternité règne entre les chrétiens du village
- Pour un réveil du pasteur et de l'équipe dirigeante de l'église Ampahitrizina

Enfin, quelques photos intéressants :


Bozy, Kala Soa, Margrity...


En choeur


En solo


m'zika j'zine


L'on distingue facilement qui est le président


Et qui est le "john"


Le mofo 300 io an


Le fidèle cuisinier


Belle prise

Voilà... Nous nous retrouvons le 15 août pour une sortie entre agapéens.

Saturday, June 06, 2009

Tafika Masina Andilamena - Jery Todika

Voilà enfin un compte-rendu de notre week-end d'évangélisation à Andilamena du 1er au 3 mai dernier.

Pour vous dire combien le voyage était passionant, voici la première image pour illustrer
Pauvres poissons qui ont su résister aux 16 heures de route d'Andilamena jusqu'à Tana.

Mais commençons à raconter l'histoire dès le début, comme un bon narrateur le ferait !

Journée du vendredi 1 mai

Nous, environ 30 personnes, avons quitté Tananarive la veille, le jeudi vers 17h, ou plus exactement vers 20h. Eh, oui, parce que le chauffeur nous a gentiment fait attendre 3 petites heures devant le stationnement avant de décoller. Merci Seigneur d'avoir tester notre patience à ce moment là !

Et puis, nous avons eu droit à quelques pannes dont le plus surprenant a été le levier de vitesse de l'autobus qui s'est coupé en deux. Et puis, une personne avait pris un rendez-vous avec son cordonnier à 250 km de Tananarive :).

Nous sommes arrivés finalement à Andilamena vers 11h, et contents de retrouvés nos chers amis Rado & Njara et quelques membres des églises.

Ensuite, 2 heures de repos et de repas. Et un superbe concert en live par les jeunes de l'église Flm.


Vers 14h avons nous commencé à visiter les maisons. Nous étions accompagnés de quelques membres des églises locales. Après les premières minutes de balbuitment habituelles, nous avons acquis de l'assurance de maison en maison.
Lava jipo

En fin de soirée, on avait programmé la projection du Film "Vavahadin'ny Lanitra" au sein de l'église FJKM Fanavaozana, suivi d'un appel pour donner sa vie à Jésus. Plusieurs personnes se sont levées cette nuit-là. Alléluia !

Il est 21h. L'heure du sommeil approche. L'on ne nous a pas réservé une grande salle avec plusieurs nattes par terre comme dans tous les camps... Nous avons eu droit chacun à son "lit" et un "toit" pour se loger. Nous avons dormi chez les familles, chalereusement dorlotés. Certains ont eu droit à de longues conversations, tandis que d'autres ont bénéficié de véritables repas de roi.

Journée du samedi 2 mai

7h du matin, chacun doit rejoindre le camp.
Katsaka maraina. Mmmm.

8h30, on commence à visiter de nouveau les maisons.

Samdi 13h. Repas copieux chez Rado & Njara avec toute l'équipe


Samedi 14h. Deux conférences : la première pour les enfants (salle comblée), la seconde avec les jeunes (un peu moins, mais salle plus grande :=)).

Chorale de la FLM

De la Fjkm Fanavaozana

Tsatsa :)

Journée du dimanche 3 mai

9h du matin. Nous nous sommes partagés entre 4 églises locales pour célébrer le culte du dimanche matin.

Sekoly alahady Flm animé par la Ligue

Flm

14h - Le retour !

Tout le monde devant l'église Fjkm Finoana

Au revoir dans l'autobus

Lundi 8h. Arrivée à Tana.



Remerciements et plus de détails

Voici un compte-rendu des activités

Remerciements à tous les participants

Nous espérons que ces quelques lignes et photos permettront à quelques uns de revivre ces moments. Et surtout, de sonder à quel point nous avons été bénis de rencontrer ces chrétiens et habitants d'Andilamena. Notre foi et les leurs ont été plus que fortifiés. Un grand merci pour vos prières. Notre Seigneur est fidèle. Gloire à son Nom à jamais.

Prochainement

Repos ? Peut-être pas :)
Tafika Masina Ampahitrizina (Talata Volon'ondry) mois de juillet 2009. A suivre...

Monday, April 13, 2009

Tafika masina andilamena - Sujets de prière

Ho fanomanana ny Tafika Masina any Andilamena (1er au 3 mai 2009 )dia ento am-bavaka ny :

Ny fiomanana ara-panahy, fahasalamana ary fiarovana ho an’ireo mpandray anjara rehetra :
- Ny Agape : Aina, Lilia, Domoina, Vero, Sylvia, Onja, Riana, Laza, Iony, Jaona, Lalaina, Pasitera Alex, … (mbola afaka misoratra anarana)
- Ny avy ao amin’ny Ligue
- Ny avy any Antsirabe : zoky Victor, Toky ...
- Ny avy amin’ny CVM : zoky Marcelin mivady
Ny fanomanana rehetra na any an-dilamena na ny aty Antananarivo :
- Rado sy Njara sy ny mpiara-miasa aminy eo amin’ny fikarakarana ny programme sy ny fandraisana any
- Ny fanomanana ny film, ny hira, ny sono , ny antsipirihany ho an’ny fandehanana, ho an’ny Agape
Ny fandrindrana ara-kapobeny rehefa tonga any an-toerana :
- Mba hisian’ny fiaraha-miasa ampiralahiana ho an’ireo mpandray anjara rehetra
- Mba samy hanana fo sy fanahy hanaiky ny fandaminana any an-toerana
- Mba hisy fijoroana vavolombelona mahomby eo amin’ny tokantrano izay mandray ny tsirairay
- Mba ho feno fanetrena sy fitiavana ny tsirairay eo amin’ny fanaovana ny asa
Mba ho tarihin’ny Fanahy masina ny fitoriana atao :
- Ny fitetezana tokantrano
- Ny film sy ny fanentanana
- Ny fampianarana (zoky Victor + Ligue + zoky Marcellin)
Ho an’ny olona izay hitoriana ny Teny :
- Mba hitoeran’ny Fiadanana ao amin’ny tokantrano izay andehanana
- Mba ho tany lonaka handray ny Tenin’Andriamanitra, hamoa ary haharitra
- Mba ho fampaherezana sy fanafanana ireo izay voajeza na sahirana

Mivavaha hatrany mba fo fampandrosoana ny Fanjakan'Andriamanitra.

Friday, April 03, 2009

Fanomanana Tafika Masina 1er au 3 mai 2009

Efa mby akaiky ny Tafika Masina kasaintsika atao ny 1-3 mai 2009 izao any Andilamena - Ambatondrazaka.

Raha liana ny amin'izany ianao, dia jereo ny andinindiny eto ambany.
Toy izao no fandaharam-potoana amin’izany :
Alakamisy 30 aprily 2009 – 5 ora hariva : Fiangiana avy eto Antananarivo
Zoma 1er mai 2009
•maraina : Fahatongavana any an-toerana
•tolakandro hariva : Fitetezana tokantrano
•hariva : Film + fanentanana maro samy hafa
Sabotsy 2 may 2009
•maraina : Fitetezana tokantrano
•maraina : Fampiofanana ataon’ny solontenan’ny Mpiara-mamaky ny Baiboly ho an’ny ho mpiandraikitra any antoerana.
•tolakandro : Fampiofanana ho an’ny daholobe
•hariva : Fampiofanana ho an’ny daholobe + hira ataon’ny tanora any an-toerana
Alahady 3 may 2009
•maraina : Fotoam-pivavahana isaky ny fiangonana + fandraisana anjara amin’ny litorzia na toriteny
•tolakandro : Fotoam-pamaranana na fiofanana
•4 ora hariva : Fiverenana aty Antananarivo
Alatsinainy 4 may 2009 – 7 ora maraina : Fahatongavana eto Antananarivo

Ireto avy ny sarany ilaina amin’izany :
Saran-dalana : 42 000 ariary + sakafo : 10 000 ariary + sakafo vatsy eny an-dalana

Ny fandraisana anjara dia raisin’ny fikambanana Agape an-tanana ho an’izay mikasa andeha nefa tsy manana ny enti-manana amin’izany. Izay afaka mandray anjara na ampahany na feno dia raisina an-tanandroa.

Ho fanomanana izany indrindra dia manasa anao amin'ny Fifadikanina izay atao ao Antanimena ny 4 aprily - 10 ora ka hatramin'ny 4 ora hariva.


Tongava maro !!!

Mariage Harizaka & Haingo

Tamin'ny sabotsy 20 febroary lasa teo no tanteraka soa amantsara ny raharahan'i Harizaka & Haingo. Ireo ary ny sary o !






C'est ... mi...gnon !!!

Mirary soa sy fiadananan'i Jesosy Kristy Tompo ho anareo.

Monday, March 30, 2009

1er mars à Ambohidratrimo

Animation - Evangélisation pour les enfants

C'était le moment de se rappeler les souvenirs d'enfance. Agape chantait pour les enfants de l'école de l'église anglicane à Ambohidratrimo le 1er mars dernier.

Qui ne connaît pas Davida kely hendry, Jesoa tsara ho ahy, Amin'izao maraina izao... ? A nous voir ce dimanche-là, beaucoup en sont encore fans. Seuls ne pouvaient pas nous joindre ceux qui à l'époque optaient pour l'école buissonière :)!

Bien que les rires, les "faire pas trop sérieux" rendaient l'après-midi cool et sympathique, nous sommes appelés à faire mieux en terme de prestations la prochaine fois.

Merci pour la participation de tous !
Prions pour tous les ministères parmi les enfants et ados de Madagascar.



Chansons sans Jirama durant les 60 premières minutes



Sketch : "Résister au diable version enfant"



Sketch : "Jésus et MA voiture"

Saturday, December 06, 2008

29 Novembre 2008

Mariage Tefy & Nirina


A l'église


La mariée


10 ème anniversaire à Ambohitrimanjaka

"Tu n'es qu'un homme, mais je fais de toi un guetteur pour alerter le peuple d'Israël. Tu écouteras mes paroles et tu transmettras mes avertissements aux Israélites". Ezechiel 3.17.

- Message (zoky Marcelin mivady)

Dieu veut faire de nous des sentinelles. Nous sommes destinés à la prière, à écouter ce que dit Dieu, et à proclammer son Message.

Voici un article notre rôle d'intercesseur :
En savoir plus

- Quelques photos

* Ny agape :







* Ny invités :


Maman'i Fafah + Mr Rabdonne


Maman'i Tojo + Maman'i Noro


Zoky Fidy + Maman'i Lilia


Mr Marcellin mivady

- Cadeau : Tenue vaovao



- Sakafo

Menu Agape en self service à 10 000 Ar
Akoho + champignon noir
Lasary Karoty
Akondro na manga
Gateau
Jus de grenadelle







Merci à tous ceux qui ont contribué à la préparation, et à cette bonne cuisine.


- Hirahira + Jeu + Masikita






Hi !

Rendons gloire à Dieu pour sa grâce et sa protection durant ces 10 années.
A très bientôt !